5 juin 2010 : Grande kermesse organisée par les Sekoly Alahady
01

29 novembre 2009 : Déjeuner dansant organisé par les Sekoly Alahady
01

06 juin 2009 : Clôture du 30ème anniversaire de la FJKM Wagner
02

25 aprily 2009 : Jobily faha 140 taona F.J.K.M. Sambaina
Sakafo-pirahalahiana ho fanomezan-tanana hananganana « AKANY HO FANOLOKOLOANA NY TANORA»

Ry Havana, hampitomboina mandrakariva ao aminareo anie ny fiadanana sy ny fahasoavana ao amin’I Jesoa Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika.

Noho ny fahasoavan' Andriamanitra dia hankalaza ny jobily faha 140 taona niorenany ny fitandremana F.J.K.M. Sambaina Manjakandriana.
Maro ireo hetsika tontosainy entina hanamarihana ny fankalazana izany tsingerin-taona izany. Anisan'izany ny fananganana ankany iray natokana ho fanolokoloana ny tanora.
Ho famatsiana ara-bola izany tanjona izany dia niangaviana ny tenako hanao fihetsiketsehana ho enti-manana ny asa atao.
Koa noho ny fiaraha-miasa dia tsy am-pisalasalana no hiantsoako antsika zanaky ny mpiray finoana, mba hifarimbona sy hifanotrona amin'izany ezaka lehibe izany, amin’ny alalan’ny fandraisana anjara amin'ny “SAKAFO-PIRAHALAhIANA”, arahina hirahira sy korana.

Ny sakafo aroso dia sakafo Malagasy : Composée gasy,Vorona nahandro gasy, Ro mazava matsiro, Jambonneau.
Ny DJ William sy ny SONO Eric no hanafana ny fotoana.

Koa miantso antsika am-pitiavana mba hifanome tanana, ary maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana sahady antsika tsara sitrapo.
Mba hahamora ny fandaminana ny asa dia iangaviana isika mba hisoratra anarana mialoha.

Manao veloma anareo amin’ny Anaran’ny Tompo.

Andro : Asabotsy 25 aprily 2009, amin'ny 7 ora hariva
Toerana : 6 RUE QUINAUT - 75015PARIS
Fandraisana anjara :
- 10 € ny ankizy latsaky ny 12 taona,
- 15 € ny 12 taona no miakatra sy ny lehibe.
Antso : 01 45 54 95 68 - 06 07 77 02 03
Ny Mpitandrina FJKM Wagner : Max RANDRIAMORA
03

04 avril 2009 : Soirée Sampana Tanora Kristianina
04

24 janvier 2009 : Echange de cadeaux
Le principe : En arrivant, chaque convive présente son cadeau (à partir de 5€ : profitons des soldes ...) que l'on mettra dans un pot commun. Et en rentrant, il se retrouve avec "le cadeau - surprise" .

Pour plus de convivialité à ce "plaisir d'offrir", nous apporterons le nécessaire pour le goûter (gâteau fait maison , sambos, nem...jus, coca...) et les jeux de société.
05

01 janoary 2009 : Fiarahabana firarian-tsoa
Atolotr'i Pasteur Max RANDRIAMORA
Mpitandrina Foibe
Filohan'ny fiaraha-miasan'ny FJKM aty ampitandranomasina
Mpitandrina FJKM Wagner
06

31 Décembre 2008 : Réveillon avec la FJKM Wagner
07

25 décembre 2008 : Messe de Noël
08

09

24 décembre 2008 : Veillée de Noël